Fandaharana Malagasy eto Toulouse - Emission Malgache sur canalsud Toulouse - En direct tous les dimanches - Partageons nos émotions... ;  

Flash

 
L'émission est en direct tous les dimanches 


de 12h à 14h
avec

www.canalsud.net

et

www.dagoradiosound.info

*************
Nous avons dépassé les 100.000 visites pour notre site!
Merci de votre fidélité!
Misaotra indrindra!


Folo taona sahady - 10 ans déjà !




Edito

Tratry ny fetin'ny mpifankatia e!

Misy ireo te hifankatia, misy ny mifankatia, misy ny nifankatia... Fahasoavana andrandraina, hasambarana lalaina, tsiahy hotantaraina...

Ilay fitiavako

 

Andriamanitra ô! Mivavaka,

Miangavy anao hanavaka

Izay havako any izay

Halaviro antsojay

 

Raha sendra mafy ady

Omeo hery, ho tomady

Hijoro hatrany, hatoky tena

Tsy ho kivy, hanantena

 

Raha tojo ankasomparana

Mivalo aho, asio fiangarana

Izy Ray atao mahery

Ka handresy, tsy hisy fery

 

Raha tsy azo idifiana

Ny  lalan-tsarotra, kisila

Izy Tompo omeo ny tsotra

F’izaho no handia, hanefa trosa

 

Aza izy, Ray malala

F’izaho irery atao mahalala

Izay mety ho fahasarotana

Izy ambino fanavotana

 

Misaotra Tompo, midera anao

F’ianao mitahy, tsy mandao

Hitsinjo, hitantana ilay havako

Hany itoeran’ny fitiavako

 

Antso


Agenda

Galeries photos

Les nouveaux clips

Toy ny vao omaly  Njakatiana sy MelkyNjakatiana sy Melky
Toy ny vao omaly
21 clic(s)
Izany no malaza  Tselonina - Jean Emilien Tselonina - Jean Emilien
Izany no malaza
10 clic(s)
molia MondésirMondésir
molia
12 clic(s)
anao tiako  Farah John'sFarah John's
anao tiako
198 clic(s)
Déclaration  Tence MenaTence Mena
Déclaration
147 clic(s)