Ho an'izay mitady rencontre réel dia tongava manatrika ny speed dating by serampitia pour les célibataires izay atao ao @ NO COMMENT BAR ISORAKA ny Mercredi 01 Avril 2020 izao à partir de 19H. Inona moa le SPEED DATING, ny SPEED DATING dia rencontre réel afahanao mahita namana, mahazo olo-tiana na mahita izay ho anjara vadinao. Ka tongava ary maro
-raha vehivavy enao dia HIESAKA MIVANTANA EO AMBONY LATABATRA @ lehilahy 8 ka hatraminy 12
- raha Lehilahy enao dia HIESAKA MIVANTANA EO AMBONY LATABATRA @ Vehivavy 8 ka hatraminy 12
Vidim-pidirana 15 000 AR , ny billet dia vidina mivantana ao @ NO COMMENT BAR.
Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 034 98 084 60
NO COMMENT BAR ISORAKA
Téléphone 1 : 0349808460
Téléphone 2 : 0324343145